Prix Marcel Duchamp 2026: Brognon Rollin nahazo ny loka, Joël Andrianomearisoa anisan’ny voatendry
Nambaran’ny Centre Pompidou tamin’ny 22 Oktobra 2026 fa i Brognon Rollin no nahazo ny Prix Marcel Duchamp 2026. Anisan’ireo mpanakanto efatra voatendry tamin’ity andiany ity i Joël Andrianomearisoa. Avahana ny fanendrena sy ny fahazoana loka I David Brognon sy Stéphanie Rollin no mandrafitra ny duo nahazo ny loka. Tsy milaza àry isika fa i Joël […]
Lire la suite